Teny iditra | 1 fandavantena |
Singan-teny | 2 fandavana, tena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] abnégation, volonté, disponibilité |
Ohatra |
5 Volana vitsivitsy feno fandavantena toy izany no nolaniny tao Vohipeno. [2.499] 6 Nampianatra ny amin' ny fandavantena sy ny fahazotoana izy, ka ny fanaon' ny mpifanala hazakazaka ho nataony ohatra. [1.38] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21 |