|
|
|
|

Teny iditra1  fandefasam-peo
Singan-teny  2  fandefasana, feo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a radio transmitter; the act of radio transmission
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] émetteur de radio; émission radiophonique
Ohatra  6  Izao dia tafaverina eto Parisy indray ary eto amin' ny fandefasampeo aho izao. [2.332#]
Voambolana  7  Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07