Teny iditra fandentehana (lentika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanatsatohana: Fandentehana fantsika
Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana
Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre [1.3]
 Fixation [1.13]
Ohatra ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny. [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07