Teny iditra | 1 fandevenana |
Fototeny | 2 levina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the act of burial, a funeral |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#404] l'action d'enterrer, les funérailles 7 [1.8] action d'enterrer, funérailles |
Ohatra |
8 Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana. [2.472] 9 Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508] 10 Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471] |
Haiendriteny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny fandevenana io |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |