Teny iditra | fandiavana (dia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de mesurer, de parcourir La pierre placée au seuil des portes [1.3] | |
Fivaditsoratra | fanadivana, fandaviana, fandiavana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |