Teny iditra | 1 fandiavana |
Fototeny | 2 dia |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] L'action de mesurer, de parcourir la pierre placée au seuil des portes |
Fivaditsoratra | 6 fanadivana, fandaviana, fandiavana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |