Teny iditra | 1 fandidiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo Fandrasana: Fandidian-kena Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy 4 [1.78] [Bezanozano] antsy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] cutting; surgery; the act of commanding |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de couper; chirurgie commandement 7 [1.13] découpage; chirurgie |
Ohatra |
8 [2.442#] Jona no fotoana fandidiana vary. 9 [2.424#329] Indraindray dia ilaina ny fandidiana. 10 [2.508#] Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. |
Fototeny | 11 didy |
Mpanahaka | 12 fanapahana |
Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny fandidiana io |
Fivaditsoratra | 14 andidifana, fandidiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |