Teny iditra fandidiana (didy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
Fandrasana: Fandidian-kena
Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1]
  [Bezanozano] Antsy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Cutting; surgery;
The act of commanding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de couper; chirurgie
Commandement [1.8]
 Découpage; chirurgie [1.13]
Ohatra 
1Jona no fotoana fandidiana vary. [2.442]
2Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424]
3Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508]
Mpanahaka  fanapahana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26