Teny iditra | 1 fandikana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] transgression; translation, copying |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] transgression; traduction; copie |
Fototeny | 6 dika |
Fivaditsoratra | 7 fandikana, fandinaka, fankadina, nandafika, nifandaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |