|
|
|
|

Teny iditra1  fandikana
Fototeny  2  dika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany
Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna
Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao
Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] transgression; translation, copying
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] transgression; traduction; copie

Fivaditsoratra  7  fandikana, fandinaka, fankadina, nandafika, nifandaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21