|
|
|
|

Teny iditra 1  fandilia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Vilia hazo fihinanana hena na hazandrano [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: ao an-trano
Fikambanana  5 Marofandilia

Fivaditsoratra  6 failandy, fandilia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04