|
|
|
|

Teny iditra1  fandimbasana
Fototeny  2  dimby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan' ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana ny olona mahay teo aloha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] succession
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#104] L’action de succéder, de remplacer
7  [1.8] succession, remplacement
Ohatra  8  Ny fandimbasana an-draiko no hotantaraiko aloha. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11