|
|
|
|

Teny iditra1  fandinihana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io
Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana
Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] étude, observation
Ohatra  5  [2.606] Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky.
6  [2.643] Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany.
Voambolana  7  Filôzôfia
Fototeny  8  dinika
Lohateny  9  Raki-pandinihana : Études de linguistique, d'anthropologie et de littérature malgaches (offertes au Professeur Siméon Rajaona) (Gueunier Noël)

Fivaditsoratra  10  fandinihana, nandafihany, nandifihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28