Teny iditra | 1 fandio |
Fototeny | 2 dio |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rano na zavatra entina hanadio Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#106] Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer |
Ohatra |
6 Omeo fandio, hoy indray i Bemanana. [2.472#] 7 Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#] |
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fandio io |
Fivaditsoratra | 11 afodin, andofy, fandio, fanody, fiando, fidona, nadifo, nadofi, nafody, nofadi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |