Teny iditra fandiorano
Singan-teny fandio ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A species of snipe [1.2]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra fandiorano
Singan-teny fandio ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [1.78]
 Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A water-beetle [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21