Teny iditra fanditra (ditra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana: Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana teo ny anaovavy [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11