|
|
|
|

Teny iditra1  fanditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana: Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana teo ny anaovavy
Fototeny  4  ditra

Fivaditsoratra  5  fanditra, nafaditr, tafandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21