|
|
|
|

Teny iditra1  fandoarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory
Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io
Fototeny  4  loatra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  andarofana, andraofana, fandaroana, fandoarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21