|
|
|
|

Teny iditra1  fandoarana
Fototeny  2  loatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory
Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  andarofana, andraofana, fandaroana, fandoarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20