Teny iditra fandoavana (loa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
¶ Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of vomiting; a payment [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de vomir; action de payer [Hallanger 1974]

2009/02/23