Teny iditra fandoavana (loa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of vomiting; a payment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de vomir; action de payer [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20