Teny iditra | 1 fandonaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandonaka na manisy zezika betsaka mba hampahavokatra |
Fototeny | 4 lonaka |
Fivaditsoratra | 5 andakofan, andokafan, fanandoka, fandokana, fandonaka, nandakofa, nandokafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |