|
|
|
|

Teny iditra1  fandoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] zaka mandoto ny tontolo iainâna
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] polluant
Ohatra  5  [2.470#] Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana.
Fototeny  6  loto
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fandoto io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11