Teny iditra fandotsoana (lotso)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon' ny vehivavy vao tera-bao
¶ Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [Rel. s. from mandotso (lotso).] Excitement, a stimulus, usually applied to food given to a woman to produce milk; encouragement to a buyer of goods by praising the article, puff, praise. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31