|
|
|
|

Teny iditra1  fandozoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#415] Manière de mettre les poteaux [pour fermer les parcs à boeufs]
Fototeny  5  lozoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05