Teny iditra fandozoka (lozoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20