|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fandrahana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ
Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra
Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be cut by a chisel; to be morticed.
5  [1.7] to be chiseled
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on cisèle
Fototeny  7  fandraka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)12  fandrahana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Fomba entina mandrahana, mampangotraka
Fototeny  15  rahana

Teny iditra (3/4)16  fandrahana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] [Betsimisaraka] soamaravo

Teny iditra (4/4)19  fandrahana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.196] (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [Betsileo]
22  [Bara]
23  [Sakalava]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26  fahandrana, fandaharan, fandrahana, handafaran, handrafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02