|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fandraisana
Fototeny  2  ray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra
Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra
Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza
Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay
Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika
Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A piece of wood used in weaving
6  [1.7] the act of receiving
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] action de recevoir
8  [1.13.fr#56] préhension
Ohatra  9  Tena fatratra ny fandraisana azy. [2.356]
10  Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895]
11  Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany. [2.649]
12  Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472]
Kamban-teny 
Sary 
23 

Teny iditra (2/3)24  fandraisana
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.196] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Merina]
27  [Betsileo]
Voambolana  28  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)29  fandraisana
Fototeny  30  ray
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.1] (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana
Fanazavàna teny anglisy  33  [1.2] [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper.
Ohatra  34  Tena fatratra ny fandraisana azy. [2.356]
35  Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [2.895]
36  Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [2.649]
37  Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [2.472]
Voambolana  38  Fivavahana, finoana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  40  fandasirana, fandraisana, fiandrasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02