|
|
|
|

Teny iditra1  fandraisan-tanana
Singan-teny  2  fandraisana, tanana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fiarahabana, vola kely atolotra ny olona vao tonga avy lavitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27