|
|
|
|

Teny iditra1  fandrambato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] vatolampy, harambato: Ose miteraka am-pandrambato ko tsa ho aña ny fanao (Osy miteraka an-karambato ka tsy manadino ny fanao)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07