Teny iditra fandramby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tanana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy [Mod. s. from mandramby (ramby).] The hand. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra fandramby (ramby)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mandramby, maka amin' ny vava [Rajemisa 1985]

2010/04/03