Teny iditra | fandranoka (ranoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra na olona mandranoka, efa osa izaitsizy [1.1] | |
Teny iditra | fandranoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taova fihary ranoka [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Glande [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | fanandroka, fandranoka, fandronaka, fanondraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |