Teny iditra fandrantoana (ranto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20