Teny iditra fandraofana (raoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanangonana amin' ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona)
¶ Zavatra entina mandraoka fako, tany... [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31