Teny iditra fandrarahana (raraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano
¶ Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka
¶ Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha
¶ Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina [Rajemisa 1985]

2009/02/23