Teny iditra fandratrana (ratra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de blesser [1.3]
Ohatra Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07