Teny iditra fandravana (rava)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanimbana, fandevonana, faniongorana; famahana, fampisaritahana, fanasaratsarahana, fampihahana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Merina] [Rel. s. from mandrava (rava).] In Imerina it means some great calamity or epidemic. [Richardson 1885]
 the act of tearing down, destruction [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de démolir; destruction [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Teny iditra fandravana (rava)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] Tuesday [Richardson 1885]
Voambolana 

2010/10/18