Teny iditra (1/2) | 1 fandravana |
Fototeny | 2 rava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanimbana, fandevonana, faniongorana; famahana, fampisaritahana, fanasaratsarahana, fampihahana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Merina]
[Rel. s. from mandrava (rava).] In Imerina it means some great calamity or epidemic. 6 [1.7] the act of tearing down, destruction |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] action de démolir; destruction |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fandravana io |
Teny iditra (2/2) | 11 fandravana |
Fototeny | 12 rava |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] [Provincial]
Tuesday |
Voambolana |
15 Fotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |