Teny iditra fandraviravezana (raviravy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanantonana (zavatra), fanakirazorazoana; fampisehoana, fampideraderana vola hitaomana olona hanao zavatra iray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05