|
|
|
|

Teny iditra1  fandraviravy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray
Fototeny  4  raviravy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11