|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  fandravona
Fototeny  2 ravona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandravona, mampitovy tantana
5 Azo aravona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser [1.3#518]

Teny iditra (2/3) 7  fandravoña
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 [Bara] loko, fandokoana [1.78]

Teny iditra (3/3) 10  fandravona
Fototeny  11 ravona
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sakalava] Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety [1.1]

Fivaditsoratra  fandravoña, fandravona, 14 fandrovana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04