Teny iditra fandray (ray)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray
¶ Azo raisina amin' ny tanana: Tsy fandray ny baolina raha milalao kitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandray
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a species of caterpillar. [Richardson 1885]
Voambolana 

2009/02/23