Teny iditra 1/2 | fandre (re) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Heno matetika [1.1] | |
Teny iditra 2/2 | fandre | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Nefa [1.78] | |
Fivaditsoratra | fandre, fendra, ndrefa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |