|
|
|
|

Teny iditra1  fandrehofana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#523] ce qu’on peut rejeter en expectorant, manière d’expectorer
Ohatra  5  [2.285#] Ny tapa-tsihy eo anoloany no nosongainy nataony fandrehofana.
6  [2.270#] Nohatonin' i Noro, vadin' i Laibory, na Rasoa, reniny, nasiany, ambanin' ny vavany, lovia feno arina, natao fandrehofana.
Fototeny  7  rehoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11