|
|
|
|

Teny iditra1  fandresena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka
Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] victory
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] victoire
Fototeny  6  resy

Fivaditsoratra  7  andrefesan, fandresena, nandrefesa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21