|
|
|
|

Teny iditra1  fandresena
Fototeny  2  resy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka
Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  victory [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  victoire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12