Teny iditra (1/4) | 1 fandresy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandresy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#528] celui qu'on peut faire perdre, manière de vaincre |
Fototeny | 5 resy |
Teny iditra (2/4) | 6 fandresy |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Azo resena |
Ohatra |
9 [2.643] Ataoko ahoana no ho fandresy olona enin-dahy amin' izao izaho trotraky ny dia nandritra ny henemana izao? |
Fototeny | 10 resy |
Teny iditra (3/4) | 11 fandresy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] [Bara]
[Mod. s. from mandresy (resy).] A tree. Perhaps the same as aviavy |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: hazo |
Teny iditra (4/4) | 15 fandresy |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Ody poizina fiarovana amin' ny vorika |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.196] (de resy : vaincu) Nom général des antidotes, de tout ce qui peut vaincre un mal ou annihiler un sotilège. Ficus megapoda Baker (Moraceae) : l'infusion des feuilles de ce figuier est considérée comme un puissant antidote. On l'administre comme vomitif et pour faire des lavages d'estomac en cas d'intoxication criminelle supposée. Sert aussi à faire des philtres d'amour : fandresilahy. Les écorces battues au maillet donnaient une sorte de tissu naturel utilisé anciennement pour faire des pagnes. [Taisaka]
19 [Bara] |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |