|
|
|
|

Teny iditra1  fandriam-pahalemana
Fototeny  2  andry, lemy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] public order, tranquility; peace between nations
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ordre public, tranquilité; paix entre nations
7  [1.13][fandriampahalemana] paix
Ohatra  8  Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
9  Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
10  Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
11  Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31