Teny iditra fandriam-pahalemana (andry, lemy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Public order, tranquility; peace between nations [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ordre public, tranquilité; paix entre nations [1.8]
 [ fandriampahalemana ] Paix [1.13]
Ohatra 
1Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
2Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
3Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
4Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31