Teny iditra (1/3) | 1 fandribaratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A lightning conductor. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] paratonnerre |
Singan-teny | 6 fandrika, varatra |
Teny iditra (2/3) | 7 fandribaratra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] [Provincial]
a kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). |
Voambolana |
10 Haizavamaniry: ahitra |
Singan-teny | 11 fandrika, varatra |
Tovy hevitra | 12 famakientana, voakitsonamboa |
Teny iditra (3/3) | 13 fandribaratra |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [Merina]
16 [Bezanozano] 17 [Tanala] |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |